# Firy taona i Jotama rehefa lasa mpanjakan'ny Joda ary hafiriana ny fanjakany? Dimy amby roapolo taona i Jotama no lasa mpanjaka ary nanjaka nandritry ny enina ambin'ny folo taona tany Jerosalema izy. # Ahoana no fomba fitondran-tenan'ny olon'ny Joda nadia nanao izay tsara teo imason'i Yaveh aza i Jotama? Nanao fitondran-tena tamin'ny ratsy hatrany ny olon'ny Joda, na dia nanao izay tsara teo imason'i Yaveh aza i Jotama.