# Nandritrin'ny firy taona i Amazia mpanjakan'ny Joda, no niaina taorian'ny nahafatesan'i Johasa mpanjakan'Israely? Niaina nandritry ny dimy ambin'ny folo taona taorian'ny nahafatesan'i Johasa i Amazia. # Taiza ireo raharaha hafa voasoratra nahakasika an'i Amazia? Ireo raharaha hafa mahakasika an'i Amazia dia voasoratra tao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy Israley.