# Inona no nataon'i Yaveh rehefa nanomboka nihira sy nidera ny olon'i Joda? Rehefa nanomboko nihira sy nidera izy ireo, dia nametraka lehilahy hamely tampoka ireo fahavalony i Yaveh.