# Fo toa inona no nilazan'i Josafata ireo mpitsara tokony hanana fanajana an'i Yaveh tao Jerosalema? Nampianatra azy ireo amin'ny fanajana an'i Yaveh, mitsara am-pahatokiana, ary amin'ny fo manontolo i Josafata.