# Nahoana no naharesy ny olon'ny Joda? Naharesy ny olon'ny Joda satria niantehitra tamin'i Yaveh izy ireo. # Ahoana no nahafatesan'i Jeroboama? Namely azy i Yaveh, ary maty izy.