# Nahoana i Sisaka, mpanjakan'ny Egypta, no niakatra nanohitra an'i Jerosalema? Tonga nanohitra an'i Jerosalema i Sisaka satria tsy nahatoky an'i Yaveh ny olona.