# Inona avy ny andraikitr'ireo mpisorona sy ireo Levita? Voatendrin'i Solomona tamin'ny faritaniny ireo mpisorona sy ireo Levita mba hidera an'Andriamanitra sy hanompo eo anatrehan'ny mpisorona tahaka ny fanao mahazatra. # Fahatokiana manao ahoana no andraikitra notanterahan'ny mpiandry vavahady? Nankatò ireo didin'ny mpanjaka tamin'ireo mpisorona ireo mpiandry vavahady ary ireo Levita mahakasika ireo raharaha rehetra.