# Inona no tian'ny vahoakan'Israely ho atao mba handrenesan'i Yaveh ny vavaka, famelan-kelok'izy ireo, ary fanasitranana ny taniny? Ireo olona izay voahantso tamin'ny alalan'ny anaran'i Yaveh dia nila fanetren-tena, vavaka, fitadiavana ny tavan'i Yaveh ary fialana amin'ny lalan'ny haratsiam-panahiny.