# Ahoana no fomba nanatsaran'i Solomona ilay toerana izay hitoeran'i Yaveh? Yaveh efa nilaza ny hitoerany ao amin'ny haizim-pito, saingy Solomona nanamboatra toeram-ponenana avo ho Azy izay hiteorany mandrakizay.