# Taiza no nametrahan'i Solomona ireo zavatra izay notokanan'i Davida ho an'Andriamanitra? Napetrak'i Solomona tao amin'ny trano fitahirizan'Andriamanitra ireo zavatra rehetra anisan'izany ny volofotsy, volmena, ary ireo fanaka rehetra.