# Inona no nataon'i Solomona talohan'ny nihavian'ny fanontanian'i Yaveh taminy hoe, 'Inona no tokony homeko anao?" Nanompo an'i Yaveh tao amin'ny alitara varahina i Solomona tamin'ny alalan'ny fanolorana fanatitra dorana arivo.