# Ao amin'ny no hirian'ireo izay maniry hanakarena no hianjera? Ireo izay maniry ny hanankarena dia latsaka ao anatin'ny fakam-panahy. # Inona ny fototra amin'ny karazan-dratsy rehetra? Ny fitiavam-bola no fototri'ny karazan-dratsy rehetra. # Inona niseho tamin'ireo izay nitia ny vola? Ireo izay nitia ny vola dia nirenireny tamin'ny finoana.