# Amin'ny inona no ilazan'i Paoly an'i Timoty mba hampiofanany ny tenany? Nilaza tamin'i Timoty i Paoly mba hampiofana ny tenany araka ny toetran'Andriamanitra. # Nahoana no mahasoa kokoa ny miofana araka ny toetran'Andriamanitra noho ny fanazaran-tenza? Miofana araka ny toetran'Andriamanitra no mahasoa kokoa satria mihazona ny fampanantenana amin'ity fiainana ankehitriny ity sy ny fiainan-ko avy izany.