# Inona no lainga ampianarin'ireo olona? Ho raran'izy ireo ny manambady sy ny mandray ireo sakafo sasany. # Ahoana ny fomba hanokanana sy hanekena ny zavatra rehetra izay hanin-tsika ho amin'ny fampiasantsika? Ny zavatra rehetra izay hanintsika dia voatokana sy azo ekena tamin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka.