# Taorian'ny nisehoan'i Jesosy tamin'ny nofo, izay nohamarinina tamin'ny alalan'ny fanahy, ary hitan'ireo anjely, dia inona no nataony? Nambara teo anivon'ny firenena i Jesosy, ninoan'izao tontolo izao, ary nasandratra tamim-boninahitra.