# Inona no loza raha niova fo ilay mpiandraikitra? Ny loza dia lasa hieboebo sy ho lavo amin'ny fanamelohana izy. # Inona no tokony lazan'ny mpiandraiktra amin'ireo ivelan'ny fiangonana? Tokony ho tsara laza ireo mpiandraikitra any ivelan'ny fiangonana.