# Asa toy ny ahoana ny asan'ny mpiandraikitra? Asa tsara ny asan'ny mpiandraikitra iray. # Inona no tokony afaka hataon'ireo mpiandraikitra? Tokony afaka mampianatra ireo mpiandraikitra. # Ahoana ny fomba hitazoman'ireo mpiandraikitra alikaola sy vola? Tsy tokony ho tia alikaola sy tsy tokony ho tia vola ireo mpiandraikitra.