# Inona no niseho tamin'ireo Tesaloniana raha vao nandray ny tenin'ny filazantsara izy ireo? Ireo Tesaloniana dia nandray tamin'ny ady sarotra lehibe ny filazantsara. # Inona no fihetsik'ireo Tesaloniana raha vao nandray ny tenin'ny filazantsara izy ireo? Ireo Tesaloniana dia nandray ny teny tamim-pifaliana tao amin'ny Fanahy Masina.