# Inona no tian'i Davida ho fantatra rehefa nivavaka tamin'i Yaveh izy? Tian'i Davida ho fantatra raha handresy ny Amalekita izy raha manenjika azy ireo. # Inona no navalin'i Yaveh an'i Davida? Notenenin'i Yaveh mba hanenjika ny antoko, hahomby, ary hamerina ny zavatra rehetra nalaina izy.