# Nahoana i Davida no nihevitra fa hanampy azy sy ireo tovolahiny folo i Nabala? Niaro ny mpiandry ondrin'i Nabala ny antokon'i Davida fony niaraka tamin'ny antokon'i Davida izy ireo. # Inona no nangatahin'ireo tovolahin'i Davida tamin'i Nabala mba homena azy ireo? Nangataka tamin'i Nabala mba hanome azy ireo sy Davida izay rehetra nananany teny an-tanana ho amin'ny andro fety izy ireo.