# Karazan-dehilahy toy ny inona i Nabala tamin'ny fitondrany? Masiaka sady ratsy fanahy izy. # Toy ny ahoana i Abigaila vadin'i Nabala? Maranin-tsaina sady tsara endrika izy.