# Inona no nitranga rehefa nanodidina an'i davida sy ny olony i Saoly sy ny olony? Nisy iraka nankany amin'i Saoly ary nilaza taminy fa nanafika ny tany ny Filistina.