# Inona no vakany rehefa niady tamin'ny Filistina i Davida sy ireo lehilahiny araka izay nasain'i Yaveh nataony? Nanome fandresena azy nanoloana ireo Filistina Izy, hany ka nanavotra ny mponin'i Keita i Davida.