# Nahoana hoy Davida io Filistina tsy mifora io no ho tahaka ilay liona na bera izay novonoiny teo aloha? Satria nihantsy ny tafiky ny Andriamanitra velona ilay Filistina.