# Inona no nananan'ilay mpanompo mba homena an'ilay lehilahin'Andriamanitra mba hilazany amin'izy ireo ny lalana tokony haleha? Nanana ampahefatry ny sekely volafotsy ilay mpanompo mba homena an'ilay lehilahin'Andriamanitra.