# Taiza no nasain'ireo vahoakan'i Ekrona nandefasan'ireo mpanapaka an'ilay fiara? Nasain'izy ireo nalefa tany amin'ny toerany ihany ilay fiara? # Tonga taiza ny fitarainan'ny tanàna? Niakatra nanenika ny lanitra ny fitarainan'ny tanàna.