# Nahoana no tsy nihaino ny feony ireo zanak'i Ely? Tsy nihaino ny feony ireo zanak'i Ely satria nikasa ny hamono azy ireo Yaveh. # Iza no nihalehibe ka nitombo fitia teo amin'i Yaveh sy ny olona? Nihalehibe ka nitombo fitia teo amin'i Yaveh sy ny olona i Samoela.