# Inona no nolazain'i Ely tamin'i Hana izay nahatonga azy handeha tamin'ny lalany, nihinana ka tsy nahatsapa ho nalahelo intsony? Niteny taminy mba handeha am-piadanana i Ely ary nangataka tamin'ny Andriamanitr'Israely mba hanome azy ny fangatahana izay nataony taminy.