# Inona no vaovao ratsy nolazain'i Mikaia tamin'ny mpanjakan'Israely? Mikaia dia nilaza tamin'ny mpanjakan'i Israely fa izy ireo dia tsy hanana mpiandry ondry ary ho aparitaka.