# Iza no nodidian'i Yaveh hamelona an'i Elia raha mbola tao amin'ny lohasahan-driaka Kerita i Elia? Yaveh dia nandidy ireo goaika hamelona an'i Elia tao amin'ny lohasahan-driaka Kerita.