# Hafiriana i Basa no nanjaka tany Tizra? Basa dia nanjaka tany Tizra nandritry ny efatra amby roapolo taona. # Ahoana ny niainan'i Basa? Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Basa ary nanaraka ny fomban'i Jeroboama.