# Taiza no voasoratra ireo raharahan'i Asa rehetra? Ireo raharahan'i Asa rehetra dia voasoratra tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda. # Taorian'i Asa nodimandry niaraka tmain'ireo razambeny, dia iza no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany? Taorian'i Asa nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny, ny zanany lahy Josafata no lasa mpanajaka teo amin'ny teorany.