# Inona no nataon'i Asa tao amin'ny tany? Noroahiny ireo lehilahy janga sy ireo sampy nataon'ny razambeny teo amin'ny tany. # Iza no nesorin'i Asa tmain'ny maha mpanjaka vavy azy? Nesorin'i Asa tamin'ny maha-mpanjaka vavy azy koa i Maka ny renibeny.