# Nahoana i Yaveh no nanangana ilay zaza lahy ho an'i Abia tany Jerosalem? Yaveh dia nanangina ilay zaza lahy ho an'i Abia mba hampatanjaka an'i Jerosalema. # Tamin'ny zavatra inona no nivadihan'i Davida avy tamin'i Yaveh? Davida dia nivadiaka avy amin'i Yaveh tamin'ireo zavatr'i Oria liay Hitita. # Inona no nitranga tamin'ny androm-piainan'i Abia rehetra? Nisy ady teo amin'i Rehoboama sy Jeroboama nandritra ny androm-piainan'i Abia rehetra