# Tamin'ny taona inona i Sisaka no niakatra nanohitra an'ny Jerosalema? Tamin'ny fahadimy taona nanjakan'i Rehoboama mpanjaka no tonga nanafika an'i Jerosalema i Sisaka. # Inona no apinga nalain'i Sisaka avy any Jerosalema? Sisiaka dia naka ireo apinga volamena izay namboarin'i Solomona.