# Iza no nanjaka tany Joda? Rehoboama zanak'i Solomona no nanjaka tao Joda. # Inona no nataon'i Joda nahatonga an'i Yaveh ho saropiaro? Joda nahatonga an'i Yaveh ho saropiaro amin'ny fahotàna nataon'izy ireo.