# Olona inona no nataon'i Jeroboama ho mpisorona? Jeroboama dia nanao mpisorona amin'ny olona izay tsy teo amin'ireo zanaka lahin'i Levy. # Inona no nataon'i Jeroboama tany Betela? Jeroboama dia nanendry andro firavoravoana tany Betela.