# Inona no namboarin'i Jeroboama mpanjaka? Jeroboama mpanjaka dia nanamboatra zanak'omby volamena roa. # Taiza i Jeroboama no nametraka ireo zanak'omby volamena roa? Jeroboama mpanjaka dia nametraka zanak'omby iray tany Betela ary ny iray tany Dana.