# Tamin'iza i Rehoboama no naka hevitra? Naka hevitra tamin'ireo lehilahy zokiolona izay nanatrika an'i Solomona rainy i Rehoboama. # Inona no nolazain'ireo lahilahy zokiolona tamin'i Rehoboama? Ireo lahilahy zokiolona nilaza fa i Rehoboama dia hilaza teny tsara amin'ny vahoakan'Israely.