# Hafiriana no nanjakan'i Solomona tany Jerosalema? Nanjaka tao Jerosalema nandritra ny efapolo taona i Solomona. # Iza no lasa mpanjaka teo amin'ny teoran'i Solomona? Rehoboama no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.