# Impiry i Yaveh no niseho taminy? Niseho indroa tamin'i Solomona i Yaveh. # Inona no nandidian'i Yaveh an'i Solomona? Yaveh dia nandidy azy tsy hanaraka ireo andriamani-kafa.