# Inona no nataon'ireo vadin'i Solomona tamin'ny fony? Nampitodika ny fony ireo vadin'i Solomona. # Manao ahoana ny fon'i Davida mihoatra ny an'i Yaveh? Ny fon'i Davida dia tsy tena niraikim-po tanteraka tamin'i Yaveh Andriamaniny.