# Inona no nivavahan'i Solomona ho ataon'i Yaveh? Solomona dia nivavaka fa Yaveh dia hanokatra ny masony eo amin'ny tempoly andro aman'alina. # Aiza no hahenoan'i Yaveh izany raha vao nivavaka taminy ny Israely? Yaveh dia haheno izany avy eny an-danidtra, eo amin'ny toerana izay hitoerany.