# Hafiraiana i Solomona no nanamboatra ny lapany? Telo ambin'ny folo taona no nanaovan'i Solomona ny lapany. # Inona no ala nampiasain'i Solomona nanamboarany ny lapany? Solomona dia nanamboatra ny lapany avy amin'ny alan'ny Libanaona.