# Inona no nataon'i Hirama raha vao nahare ny tenin'i Solomona izy? Hirama dia faly be ary niteny hoe: "Hoderaina anie Yaveh anio." # Nataon'i Hirama e izay nasain'i Solomona ho ataony? Eny, nandefa teny Hirama nanao hoe: "Ho ataoko avokoa ny hirianao rehetra momba ireo hazo sedara sy kypreso."