# Inona no nataon'i Solomona taorian'ny nifohazany tamin'ny torimaso? Solomona dia nankany Jerosalema ary nanolotra fanatitra dorana sy fanatim-pihavanana no sady nanao fanasana ho an'ireo mpanompony.