# Inona no nataon'i Adonia rehefa reny ny vaovao fa i Solomona dia efa nataon'i Davida mpanjakan'Israely? Adonia dia natahotra an'i Solomona, ary niditra tao amin'ny tempolin'Andriamanitra ary nihazona ireo tandroky ny alitara.