# Nahoana Natana mpaminany no tonga nitsidika an'i Davida mpanjaka? Natana mpaminany dia naniry ny hanome vaovao an'i Davida mpanjaka fa i Adonia dia nanandratra azy ho mpanjaka tsy nisy fahazoan-dalàna avy amin'i Davida. # Inona no fanontaniana napetrak'i Natana mpaminany tamin'i Davida mpanjaka? Natana dia nanontany azy raha efa nilaza i Davida fa i Adonia dia hanjaka aoriany ary hipetraka eo amin'ny seza fiandrianany tahaka ny mpanjaka.