# Inona no nolazain'i Batseba tamin'i Davida fa nataon'i Adonia? Batseba dia niteny taminy fa i Adonia dia efa lasa mpanjaka, ary tsy fantany izany, ary efa nanao sorona biby maro be izy.