# Inona no tsy hanan'i Kristy ao aminy? Tsy manana ota ao aminy i Kristy. # Inona no fifandraisana amin'Andriamanitra hananan'izay olona manohy ny ota? Na iza na iza manohy ny ota dia tsy hahita an'i Kristy, na hahafantatra Azy.